|
|
|
|

Teny iditra fanokanana (tokana)
Sokajin-teny anarana
 Fanavahana olona na zavatra iray mba tsy hifangaro amin' ny hala; fitehirizana: Aza hadinoinao ny fanokanana sakafo kely ho an' ny zandrinao nirery rano any an-tsaha
Fampiasana: Fanokanana ny andro amin' ny osa fitiava-namana [1.1]
 A setting apart, an act of consecration, cf. fitokanana [1.7]
 Action de mettre à part; consécration; cf. fitokanana [1.8]
 Spécialisation [1.13]
Ohatra Vita amin'izay ny fanokanana ny ho mpisorona fa dia lanonana no sisa ka dia mirava. [1.353]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08