Teny iditra | 1 Ny amin' ny finoan' ny Bara |
Sokajin-teny | 2 anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana] |
Singan-teny | 3 finoana, Bara |
Mpanahaka | 4 croyancesetsantechezlesbara |
Mpanoratra |
5 Ramarlah Antoine Marie |
Mpanonta printy |
6 Ramarlah Dominique. |
Lahatsoratra |
7 FampitandremanaNy fizarana ity boky ity eo amin’ny tambajotra sosialy dia niteraka soso-kevitra sy fanampim-panazavana avy amin’ny mpamaky. Anisan’ny mpamaky voalohany nanome ny heviny Ramatoa Tinahy Dorthine (Bara Zafimanely) : « Marina daholo ary voarakitra sy voamarina tsara araka ny fipetrany daholo ny volaza ao » (23.02.2016).8 Isaorana manokana izy ireo ary nahiditra tsikelikely any amin’ny faran’ny boky ireo fanazavana avy aminy ireo. Manasa ny rehetra hizara ny fahaizany satria :
Fizahan-takelakaToko I : Ny finoany ny amin’Andriamanitra Toko II : Ny finoany ny amin’ny fanahy ratsy Toko III : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fiandohana Toko IV : Ny finoany ny amin’ny fanavotana Toko V : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny fisoronana Toko VI : Ny finoan’ny Bara ny amin’ny ody Toko VII : Ny finoany ny amin’ny vintan’andro Toko VIII : Ny finoany ny amin'ny fambara Toko IX : Ny amin'ny fampianaram-pinoana ny ankizy Toko X : Ny finoany ny amin'ny fiainana any an-koatra Toko XI : Farany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06 |
![]() |