|
|
|
|

Teny iditra fanondro (tondro)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana
Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo [1.1]

Teny iditra fanondro
Sokajin-teny anarana
 Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana? [1.1]
 The index finger; lit. the pointer. [1.2]
 L'index [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1anefa mijoro teo ihany, nanalava tenda na nanilika azy tamin'ny fanondro miangentsana [1.281]
2ilay olona manompa no manatsofoka ny ankihibehiny eo anelanelan' ny fanondrony sy ny fanondro adalany [1.519]

Nohavaozina tamin' ny 2024/10/30