|
|
|
|

Teny iditra fanoroana (toro)
Sokajin-teny anarana
 Fanondroana; fampahafantarana, filazana [1.1]
Ohatra Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy. [1.357]

Teny iditra fañoroana
Sokajin-teny anarana
 Combustion, oxydation [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra fandoroana

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/26