|
|
|
|

Teny iditra fao-dranomaso
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny faoka, rano, maso
 Vola famangiana omena ny tompon' alahelo raha mbola eo am-bohitra ny razana (tsara homarihina fa mbola misy anarana hafa omena ny vola famangiana amin' io fotoana io, toy ny hoe solon-tsosoa, ranombary tsy masaka, fa anarana hafa kosa no iantsoana ny vola famangiana amin' ny fotoana hafa: kofehy, solon-kofehy, rambondamba, zara levenana) [1.1]
 [ranomaso, tears.] A present given to the near relatives of a deceased person. [1.2]
Ohatra 
1ny velona ampisotroinareo ranombary sy omena fao-dranomaso ary otroninareo, omen-kaja sy omem-boninahitra. [1.370]
2Ny hafa kosa, raha vao mandre ny manjo, dia midodododo mamangy ka ny vola omena amin' izany dia solon-tsosoa na ranombary tsy masaka na koa faodranomaso [2.436]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15