| Teny iditra |
faribolana
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | faritra,
volana |
| | Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany [1.1]
|
| | A circle, a circumference, a circuit [1.2]
|
| | A circle [1.7]
|
| | Cercle [1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Nanao faribolana izahay ary niteny aho ka Robert Gagg no nandika teny ho amin' ny fiteny alema.
[2.356]
|
|
| Teny iditra |
faribolana
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | A children's game of making circles. [1.2]
|
| Voambolana |
| Ohatra | Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao faribolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika.
[2.5]
|
|
| Teny iditra |
fari-bolana
|
| Sokajin-teny | kambanteny
|
| | Enti-milaza sary vorivory [1.1]
|
|