| Teny iditra | farina | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
| Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko [1.1] | |||||
| Hoarse. [1.2] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Teny iditra | farina | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza [1.1] | |||||
| Sampanteny |
| ||||
| Teny iditra | farina | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy [1.1] | |||||
| Small scurf on the nose. [1.2] | |||||
| Sampanteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/11/12 |
|