|
|
|
|

Teny iditra mifarina (farina)
Sokajin-teny mpamaritra
 Maharitra andro vitsivitsy tsy mivalana, mampoelana ny fivalanana
(Tsara homarihina fa amin' ny zazakely ihany no ampiasana an' io teny io, fa amin' ny lehibe kosa dia ny hoe "mitohana" no ampiasaina) [1.1]
 Used of a child suffering from constipation. [1.2]
 Constipation des enfants [1.54]
Voambolana 
Mpanahaka  mitohana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20