| Teny iditra | fasana aniritra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | fasana, aniritra | |
| Fasana atao vonjimaika ambara-pitondra ny maty ao amin' ny fasan-drazana; matetika ny fasana aniritra dia lavaka vita rarivato amin' ny lafiny efatra ka saronana vato fisaka izay atao rako-pasana, ka io no rangolahy amin' ny fasana aniritra [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
|