|
|
|
|

Teny iditra feno hipoka
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny feno, hipoka
 Feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana [1.1]
 Jammed full [1.7]
 Bondé [1.8]
Ohatra 
1Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana. [2.470]
2Feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. [2.649]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/20