|
|
|
|

Teny iditra fia
Sokajin-teny anarana
 Gia, geja, gehy, fihina [1.1]
 Root of voafia, fiazana, mamia, amiazana [Javanese peres] [1.2]
 Compression. [Voambolana: ] [1.13]
Sampanteny 

Teny iditra fia
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] Anaran-kazandrano, trondro [1.78]
  [Taisaka] Hazandrano [1.78]
  [Bara] Karazana marakely mainty mipentimpentina [1.1]
  [Sakalava] A kind of fish [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17