| Teny iditra |
mamia
(fia)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mangeja, mangia, mangehy, mamihina mafy: Mafy loatra no namiazako ilay voronkely ka maty tao anaty tanako tao ilay izy Mamoritra: Misy mamia voankazo hafa noho ny voaloboka hanaovana divay Manery, mamoritra: Aoka tsy hamia mafy loatra ny olom-pehezina ny mpitond ra [1.1]
|
| | To squeeze, to press. Used of holding fast to a person, or squeezing grapes, sponges, etc. [1.2]
|
| Ohatra | Itompokovavy tsy mamia zana-borona: hianareo tsy maniry trafon' ombaìahy.
[2.857]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mamia |
| Ny lasa : |
namia |
| Ny hoavy : |
hamia |
| Filaza mandidy : |
mamiaza |
|
|