|
|
|
|

Teny iditra fiana
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taimoro] Mena vasobasoka [1.78]
  [Provincial] Of a brownish red [1.2]
  [Tankarana] Brun. [1.19]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs

Teny iditra fiana
Sokajin-teny anarana
  [Tanosy] Hazandrano [1.78]
 Karazan-kazandrano maro [1.1]
  [Provincial] The name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy, fiamandry, fiamangataka, fiamangidy, fiambola, fiambazana, fiampotsy, fiandava, fiantandroka [1.2]
 Nom de plusieurs espèces de poissons [1.3]
Voambolana 
Ohatra Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any! [2.499]
Mpanahaka  fiamalandy ~ fiamandry ~ fiamangataka ~ fiamangidy ~ fiambola ~ fiambazana ~ fiampotsy ~ fiandava ~ fiantandroka

Teny iditra fi~ana
Sokajin-teny tsirinteny saradroa [Teny amin' ny fi~ana]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28