| Teny iditra | fiantsonana (antsona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Bezanozano, Tambahoaka] [ fiantsoñana ] fitodiana [1.78] | ||
| Toerana fijanonan' ny fiara isan-karazany: Fiantsonan-dalamby, fiantsonam-piaramanidina [1.1] | ||
| A landing-place, a port, a harbour. [1.2] | ||
| A port, a seaport; cf. seranana, fitodiana [1.7] | ||
| Le port, le débarcadère [1.3, 1.8] | ||
| Le quai [1.3] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | fitodiana ~ seranana | |
| Teny iditra | Fiantsonana (fiantsonana) | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Voambolana | ||
| Ohatra | Tsy afaka nandeha lavitra intsony izy ireo noho ny hasasarana sy ny fijaliana amin'ny tongotra marary, fa teo Ambohiambo, tao amin-dRajosefa mpampianatra, tao Fiantsonana no nandry.
[2.588] | |
| Fangi-bolantany | -19.2833333, 47.15
-19.15, 46.2 -19.1166667, 44.3 -19.1166667, 46.7833333 -18.3166667, 47.9333333 -18.1, 47.1 | |
| Haianarantany | fiantsonana | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16 |
|