|
|
|
|

Teny iditra fibedibedesana (bedibedy (bedy))
Sokajin-teny anarana
 Fimenomenonana miverimberina
Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato
Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny [1.1]
 L'action de parler ou gronder à tort et à travers [1.3]
Tovy hevitra fibedibedena

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09