|
|
|
|

Teny iditra fieronana (erona)
Sokajin-teny anarana
 Famoahana feo toy ny mingonona arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Vaky nandositra aho nondre ny fieron' ilay alika [1.1]
Tovy hevitra fierona

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20