|
|
|
|

Teny iditra erona
Sokajin-teny anarana
 Fitezerana, fandrahonana
Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vonon-kandramatra [1.1]
 A growl, a roar [1.7]
 L'action de gronder, de rugir, de réprimander [1.3]
 Grondement, rugissement [1.8]
Voambolana 
Ohatra ary kiakiaka sy naonaona mbamin' ny erona sy reondreona fotsiny toy ny an' ny biby amam-borona no hainy. [2.285]
Sampanteny 

Teny iditra erona
Sokajin-teny mpamaritra
  [Taimoro] Hendry [1.78]

Teny iditra erona
Sokajin-teny anarana
 Fofon-kanina na zavatra may: Maimbo erona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/15