| Teny iditra | fifanaratsiana (ratsy) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ohatra | Tsy ny fifanaratsiana na ny fifampiam-pangana atsy sy ary no hahavitana ny adidy efa noraisina sy nekena an-tsitrapo, fa ny fifampandeferana sy ny fifanajan-kevitra ananan' ny olona tsirairay avy sy ny finoan' ny olona isan-karazany avy koa.
[2.285] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|