| Teny iditra | ratsy | ||||||||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||||||
| Tsy tsara tarehy, mahasosotra ny mijery azy: Ratsy ny satroko noho ny anao Tsy manan-toetra tsara, tsy mamy, tsy mahasalama, tsy manjary...: Ratsy izany mofo izany Ratsy ity trano ity fa sady maizimaizina no tsy mahazo rivotra Olona fatra-panimba ny sasany, mamohehatra: Tsy sahy mandeha amin' ity lalana ity aho fa be olon-dratsy, hono, eto ho eto. [1.1] | |||||||||||||
| Bad; wicked [1.7] | |||||||||||||
| Mauvais [1.3, 1.8] | |||||||||||||
| Méchant, de mauvaise qualité, nuisible, laid, vilain [1.3] | |||||||||||||
| Ohatra |
| ||||||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||||||
| Tohi-kevitra | tsara | ||||||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/16 |
|