|
|
|
|

Teny iditra fifandraisana (ray)
Sokajin-teny anarana
 Cohérence [1.66]
 Liaison, rapport, relation [1.13]
Ohatra 
1Ny Fady dia lalàna fifandraisana no tena dikany. [2.245]
2Tao Amponkarana no nisian' izany fifandraisana izany. [2.366]

Teny iditra fifandraisana (ray)
Sokajin-teny anarana
 Fifampitohizana [1.13]
 Connexion électrique [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10