|
|
|
|

Teny iditra fifohana (foka)
Sokajin-teny anarana
 Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky
Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara
Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany [1.1]
 Absorption [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20