|
|
|
|

Teny iditra foka
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
 Adala, tsy misy saina, ketrina. [1.1]
 A simpleton
Insane, mad [1.2]
 An idiot, an utter fool [1.7]
 Imbécile [1.3, 1.8]
 Qui a perdu la tête, tête légère, idiot [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra fokafoka

Teny iditra foka
Sokajin-teny anarana
 Fitrohana ary fitelemana; fisintonana (setroka na rivotra) hiditra any anaty. [1.1]
 Root of voafoka, fohina, mifoka, fifohana [1.2]
 Action de humer, de fumer, d'aspirer, d'absorber l'humidité et les liquides, de pomper [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra foka
Sokajin-teny anarana
 Ny sisa mijanona ao anaty tany amin' ny hazo nokapaina, tronga [1.1]
 Ce qui reste intact d'un bois brûlé [1.3]
  [Merina] Ce qui reste à peu près intact d'un arbre brûlé après un feu de pairie [1.196]
Voambolana 

Teny iditra foka
Sokajin-teny anarana
  [Bezanozano] [ fôka ] Biby [1.78]
  [Sihanaka] Maingoka [1.78]
 Karazan-kala ( Phrynarachne foka) [1.1]
 A very venomous spider. Phrynarachne foka, Vins. [1.2]
 Araignée. Phrynarachne foka, Vins. [1.3]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Phrynarachne foka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17