|
|
|
|

Teny iditra fifohazana (foha)
Sokajin-teny anarana
 Fahatairana, fitsanganana avy eo am-pandriana: Ora fifohazana [1.1]
 Awakening; revival [1.7]
 Réveil ; action de se lever [1.8]
Ohatra 
1Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [2.470]
2Ary raha vao teraka hateloana Ramasinoro, dia narary tamy ny an-doha, koa mafy ny farariny, koa nam-palahelo tokoa ary sahirana dia sahirana amy ny fifohazana hizaha azy sy hanontany izay toetrany. [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12