| Teny iditra | fihaingoana (haingo) | ||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||
| Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra [1.1] | |||||
| L’action de se parer, ornement [1.3] | |||||
| Ohatra |
| ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09 |
|