|
|
|
|

Teny iditra fiharatra
Sokajin-teny anarana
  [Taimoro] hareza [1.78]
 Fomba entina miharatra
Lelan-java-maranitra, hareza [1.1]
 A small razor or knife, a lancet. fihatsaka also used. See hareza [1.2]
 A razor [1.7]
 Rasoir [1.8]
Mpanahaka  mangoro ~ hareza

Teny iditra fiharatra
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza olona fetsy
Olona kinga aoka izany raha hiteny [1.1]
Mpanahaka  fetsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/29