| Teny iditra | fihaza (haza) | |
| Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
| Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza [1.1] | ||
| Ce qu’on cherche habituellement, la manière de chasser, de pêcher [1.3] | ||
| Ohatra | Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona;
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09 |
|