|
|
|
|

Teny iditra fihodina (hodina)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mihodina, toetran' ny zavatra mihodina: Ny fihodin' ny tandrimo [1.1]
 Manière de tourner [1.3]
Ohatra Roa lahy amin' ny fahaingan' ny fihodina' ny tandrimo no hafaingan' ny fihodin' ny kodiarana familiana. [2.471]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09