|
|
|
|

Teny iditra fihoninkonina (honinkonina)
Sokajin-teny anarana
 Fomban' ny olona mihoninkonina, izany hoe misahirana mankatsy mankaroa, miheninkenina, na mandeha amim-pidrahodrahoana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05