| Teny iditra | honinkonina (honina) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fahasahirankiranana amin' izay atao. amin' ny fiomanana an' izay hatao, amin' ny famonjena zavatra maro indray atao, amin' ny fanamboamboarana zavatra ao anaty lamba tsy tiana ho hitan' ny olona [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | honina | |
| Nohavaozina tamin' ny 2010/10/07 |
|