| Teny iditra | fijinja (jinja) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomba entina mijinja: Hafa izany fijinjanareo vary izany Azo jinjaina: Tsy mbola fijinja itony vary itony, ry Rakoto [1.1] | ||
| Ohatra | Kanefa lazaiko aminareo: Atopazy ny masonareo, ka tazano ny eny an-tsaha, fa efa manopy mena sahady ny vary ka efa ho fijinja.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09 |
|