| Teny iditra | fijokoana (joko) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Sihanaka] Otrika, famitsahana hamely [1.78] | ||
| Fanatonana olona na biby avy ao aoriana mba hisamborana azy na hifetsena azy: Nojereko avy eo am-baravarankely ny fifokoan' Isambilo ilay akohoko [1.1] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/11/20 |
|