| Teny iditra | fikakana (kaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fisiana kaka; na fanasiana kaka Fanaovana izay tsy hahafahan' ny mpianatra adinina [1.1] | ||
| Teny iditra | fikakana (kaka) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fanenon' ny akohovavy madiva hanatody [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2012/11/20 |
|