|
|
|
|

Teny iditra kaka
Sokajin-teny anarana
 Zavatra atao anelanelan' ny rafitra hampihizina azy, na tohan-javatra asisika eo ambaniny mba hahamarin-toerana azy: Asio kakany ity latabatra ity fa mitoletsy
Mitovy hevitra: tsikalana
Sombin-kanina kely tafasitrika anelanelan' ny nify [1.1]
 A wedge; something stuck between the teeth [1.7]
 Cale, coin; parcelles de nourriture prises entre les dents [1.8]
Sampanteny 

Teny iditra kaka
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] Panaris. [1.19]
Voambolana 

Teny iditra kaka
Sokajin-teny anarana
  [Sihanaka] Biby [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/10