| Teny iditra | fikodedika (kodedika) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy noho ny teny mifangaroharo [1.1] | ||
| Manière de bredouiller [1.3] | ||
| Tovy hevitra | fikodedy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |
|