| Teny iditra | fikodedy (kodedy) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fomban' ny olona mikodedy na mikodedika, izany hoe miteny haingana loatra ka mila tsy ho fantatra izay lazainy noho ny teny mifangaroharo [1.1] | ||
| Tovy hevitra | fikodedika | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|