|
|
|
|

Teny iditra fikoraka (koraka)
Sokajin-teny anarana
 Fomban' ny akohovavy mikoràka, izany hoe manao feo manokana izay fanaony rehefa avy manatody na raha misy zavatra atahorany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20