|
|
|
|

Teny iditra fikorianana (koriana)
Sokajin-teny anarana
 Fandehanan' ny rano midina moramora, fandehanana tsara, fisosana ho azy; fitenenana misononoka tsy miambatrambatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05