| Teny iditra | filoha (loha) | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Olona nofidina na notendrena ho lehibe sy mpitarika fikambanana iray na firenena na antoko: Ny filohan' ny Nosy. / Noraisin' ny filohan' ny fikambanan' ny mpanao gazety izy (Mazàna ny lehiben' ny antokon-draharaha kosa na ny tompon' andraikitra amin' ny sokajin-draharaha iray, dia atao hoe Tale) [1.1] | |||||||
| The head, the director [1.7] | |||||||
| Chef, directeur [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/25 |
|