|
|
|
|

Teny iditra fingonongonona (ngonongonona)
Sokajin-teny anarana
 Fomba entina mingonongonona, izany hoe milaza na manonona teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05