|
|
|
|

Teny iditra ngonongonona (ngonona)
Sokajin-teny anarana
 Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonongonona no nataony sady lasa izy. [1.1]
 A low muttering, a low grumbling, a low murmuring. [1.2]
Sampanteny 
Tovy hevitra ngonona

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/25