| Teny iditra | fiolonolonana (olonolona) | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana [1.1] | ||
| Fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay [1.13] | ||
| Individualisme [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |
|