|
|
|
|

Teny iditra olonolona (olona)
Sokajin-teny anarana
 Fihatakatahana, fisarahana amin' ny be sy ny maro, fitsitokotokoana [1.1]
 A recluse. Reduplicate of olona [1.2]
 Action de se séparer, de s'isoler [1.3]
Ohatra ary ny mpanjaka mihitsy no nofehezin' ny mpifehy teto Ankay fahiny fa tsy hoe izao olonolona rehetra izao akory [2.245]
Sampanteny 

Teny iditra olon' olona
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny olona
 Mpanompo [1.1]
 Esclave [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14