Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
fi
ra
fitra
(
ra
fitra
)
Sokajin-teny
anarana
Fomban' ny zavatra mirafitra, miraikitra, miady
[
1.1
]
Organisation, structure, texture
[
1.13
]
Ohatra
1
Mitovy
firafitra
amin' i-reny fitaovana ahodin' ny kodiaran' ny bisikileta ireny ka mampirehitra ilay jiro keliny.
[
2.445
]
2
Ny fiasa, ny
firafitra
ary ny fahefan' io Fitsarana io dia hoferan' ny lalàna holanian' ny Antenimieran' ny Tetezamita.
[
4.27
]
Haiendriteny
Tsotra :
firafitry, firafitriko, firafitrinao, firafitriny, firafitrintsika, firafitrinay, firafitrinareo, firafitrin', firafitrin-, firafitrim-
Tovonana :
-pirafitry, -pirafitriko, -pirafitrinao, -pirafitriny, -pirafitrintsika, -pirafitrinay, -pirafitrinareo, -pirafitrin', -pirafitrin-, -pirafitrim-
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09