|
|
|
|

Teny iditra firaharahana (raharaha)
Sokajin-teny anarana
 Fikarakarana: Firaharahanany fanambadian' ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao
Fiheverana, fieritreretana: Mahagaga ny tsy firaharahan' ny tanora sasany ny hoaviny
Fiahiana, fikanonkanonana: Ny firaharahana tokantrano ve dia an' ny vehivavy irery [1.1]
 L'occupation, le soin, la délibération [1.3]
Voambolana 
Ohatra 
1dia andro tsy firaharahana ny amin' izany, satria mbola miongy. [2.69]
2Inona ny dikan' ny asan' ny Quart Monde raha toa ka ny tsy firaharahana ny mahantra no ho sandany? [1.369]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19