|
|
|
|

Teny iditra firavoravoana (ravoravo (ravo))
Sokajin-teny anarana
 Fifaliana; misy fifaliana: Andro firavoravoana [1.1]
 A feast, a celebration [1.7]
 Festin, réjouissance [1.8]
Ohatra 
1Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. [2.508]
2Rehefa vita ny vaky volo, dia mandroso amin' izay ny dihy sy ny firavoravoana. [2.436]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30