| Teny iditra | ravo | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1] | ||
| Ohatra | olona izy, ka ravo fa tsy hadinon’ ny taranany, faly fa tsy very taolambalo:
[2.5] | |
| Sampanteny |
| |
| Tovy hevitra | ravoravo | |
| Nohavaozina tamin' ny 2017/04/18 |
|