|
|
|
|

Teny iditra firiatra (riatra)
Sokajin-teny anarana
 Toetran' ny zavatra miriatra, izany hoe mandositra, na mipoaka tampoka: Ny firiatran' ny varatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20