| Teny iditra | riatra | |
| Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
| Lasa, lasa nandositra, niparitaka: Vao nipoaka ny basy, dia riatra ny vorona teo ambony hazo Mirintona, miala an-katezerana. [1.1] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | riatra | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| [Tambahoaka] Rovitra [1.78] | ||
| Teny iditra | riatra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Tanosy] Hirika, loaka [1.78] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2010/01/10 |
|