|
|
|
|

Teny iditra firitsoka (ritsoka)
Sokajin-teny anarana
 Fomban' ny olona miritsoka, mibitsika [1.1]

Teny iditra firitsoka (ritsoka)
Sokajin-teny anarana
 Rotsa-kazo, tehina kely malefolefo (fiteny ihany koa ny hoe faritsoka. nefa ny firitsoka no fandre matetika) [1.1]
 [Mod. s. from miritsoka (ritsoka).] A twig, a rod, a ramrod. Same as faritsoka [1.2]

Teny iditra firitsoka
Sokajin-teny anarana
  [Tankarana] (de ritsoka : faible bruit, chuchotement ; allusion au bruit du vent dans le feuillage léger de cet arbre). Sophora tomentosa L. (Fabaceae). Les boutons floraux sont très riches en flavonosides. [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Sophora tomentosa

Nohavaozina tamin' ny 2019/08/17