|
|
|
|

Teny iditra ritsoka
Sokajin-teny anarana
 Teny na feo malefaka; bitsibitsika, resaka malemilemy ifanaovana (ny tena endriny fahita amin' ity hevitra ity anefa dia ny hoe: Ritsodritsoka): Ritso-baliha
Entina milaza koa ny famelezana amin' ny tsorakazo na karavasy [1.1]
 Chuchotement [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/28